Fametrahana sy fanapariahana ny PLF2022 : Fanamarihana sy Fitakiana avy amin’ny Firaisamonim-pirenena

Ny Fehezan-dalàna mifehy ny tetibolam-panjakana « LOLF » laharana 2004-007 ny 26 Jolay 2004 mamaritra ny Lalàna mifehy ny tetibolam-panjakana dia manambara fa, ny volavolan-dalàna mifehy ny tetibolam-panjakana hoan'ny taona hoavy, miaraka amin'ireo…

Continuer la lecture Fametrahana sy fanapariahana ny PLF2022 : Fanamarihana sy Fitakiana avy amin’ny Firaisamonim-pirenena

RY GOVERNEMANTA MALAGASY, AMPY IZAY NY TSY FANARAHAN-DALANA MIVERIMBERINA MOMBA NY FAHATARANA AMIN’NY FAMETRAHANA NY VOLAVOLAN-DALANA MAHAKASIKA NY TETIBOLA

Araky ny voasoratra ao amin’ny andiany faha -11 ao amin’ny Lalàmpanorenana, ny olompirenena dia « Manan-jo hahalala ny vaovao.” Noho izany zo fototra izany, ny firaisamonim-pirenena izay misehatra eo anivon’ny…

Continuer la lecture RY GOVERNEMANTA MALAGASY, AMPY IZAY NY TSY FANARAHAN-DALANA MIVERIMBERINA MOMBA NY FAHATARANA AMIN’NY FAMETRAHANA NY VOLAVOLAN-DALANA MAHAKASIKA NY TETIBOLA

GOUVERNEMENT DE MADAGASCAR, CESSEZ L’ILLEGALITE DANS LES RETARDS RECURRENTS DU DEPOT DES PLF

L’article 11 de la Constitution dispose que « tout individu a droit à l’information ». Parmi les principes fondamentaux de l’accès à l’information, nous, organisations de la société civile (OSCs)…

Continuer la lecture GOUVERNEMENT DE MADAGASCAR, CESSEZ L’ILLEGALITE DANS LES RETARDS RECURRENTS DU DEPOT DES PLF