Tsy ekena ny fanaovana tsindry ireo Fokonolona sy ireo VOI izay manao ny aina tsy ho zavatra ho fiarovana ny Tontolo iainana ho tombotsoa iombonana, tsy rariny ny fitsaràna ny raharaha tontolo iainana.

Izahay Firaisamonimpirenena izay mikambana ao amin’ny Hetsika ROHY dia manao izao fanambarana izao : Ny Fiarovana ny Tontolo Iainana dia andraikitry ny rehetra ary ny Fanjakana dia manome lanja ireo…

Continuer la lecture Tsy ekena ny fanaovana tsindry ireo Fokonolona sy ireo VOI izay manao ny aina tsy ho zavatra ho fiarovana ny Tontolo iainana ho tombotsoa iombonana, tsy rariny ny fitsaràna ny raharaha tontolo iainana.

NY FAHALALAHANA HITENY SY HANEHO HEVITRA: ZO ANTOKY NY FIAINANTSIKA

Ny 21 Jolay 2022, nisy tanora olompirenena naneho ny tsy fankasitrahany ny Fitondrana ankehitriny ka nanao fihetsika “ankihibe ambany” rehefa nandalo ireo fiara mitandahatra mitondra ny Filoham-pirenena. Izany dia nitarika…

Continuer la lecture NY FAHALALAHANA HITENY SY HANEHO HEVITRA: ZO ANTOKY NY FIAINANTSIKA

FITANTANANA ARA- BOLA COVID-19 :TSY AFA-MANAMARINA NY REHETRA NY FAHAMEHANA

Fampatsahivana ny zava-misy: Namoaka ny tatitry ny fitsirihana ny fitantanam-bola natokana hiadina  amin’ny Covid-19 izay nataon’ny fitsarana misahana ny kaonty teo amin’ny pejy Facebook ny Ministeran’ny fitsarana ny zoma 18 febroary…

Continuer la lecture FITANTANANA ARA- BOLA COVID-19 :TSY AFA-MANAMARINA NY REHETRA NY FAHAMEHANA