LES DERNIERES ACTUALITES

Fotoana tsara indrindra andraisana andraikitra ny fahatanorana

Tanora roalahy avy ao amin’ny faritra SAVA no mitantara ny asa firotsahana an-tsitrapo nataony. Nidina ifotony teny amin’ny fokontany izy ireo ary namporisika ny olona manana filàna mitovy mba hivondrona anaty kôlejy iray. Ohatra : kôlejin’ny zokiolona, kôlejin’ny tanora, kôlejin’ny …
Lire La Suite…
Chargement…

Apprenez-en davantage sur les activités de MSIS-Tatao et découvrez comment rester informé et s’impliquer

PROJET EN COURS