Fametrahana sy fanapariahana ny PLF2022 : Fanamarihana sy Fitakiana avy amin’ny Firaisamonim-pirenena

Ny Fehezan-dalàna mifehy ny tetibolam-panjakana « LOLF » laharana 2004-007 ny 26 Jolay 2004 mamaritra ny Lalàna mifehy ny tetibolam-panjakana dia manambara fa, ny volavolan-dalàna mifehy ny tetibolam-panjakana hoan'ny taona hoavy, miaraka amin'ireo…

Continuer la lecture Fametrahana sy fanapariahana ny PLF2022 : Fanamarihana sy Fitakiana avy amin’ny Firaisamonim-pirenena