MAMPIKONY : FOKONOLONA NAIDITRA AMPONJA VOKATRY NY FANENJEHANA NOHON’NY ADY TANY

Nanomboka ny 18 Janoary 2022 teo dia miafina anaty ala ny ankamaroan’ny olona ao anatin’ny fokontany 10 ao amin’ny distrikan’ny Mampikony sy Port Bergé izay mampiasa ny tany atao hoe…

Continuer la lecture MAMPIKONY : FOKONOLONA NAIDITRA AMPONJA VOKATRY NY FANENJEHANA NOHON’NY ADY TANY